Ezekiela 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hoatran’ilay tahon’ny voaloboka maniry any an’ala, izay natsipiko tao anaty afo mba hatao kitay, dia hataoko hoatr’izany koa ny mponin’i Jerosalema.+ Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:6 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 17
6 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hoatran’ilay tahon’ny voaloboka maniry any an’ala, izay natsipiko tao anaty afo mba hatao kitay, dia hataoko hoatr’izany koa ny mponin’i Jerosalema.+