Ezekiela 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nalainao ny akanjonao marevaka sasany, dia nandravahanao ny toerana avo, ary teny ianao no nivaro-tena.+ Zavatra tsy tokony hitranga mihitsy anefa izany sady tsy tokony hisy akory. Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 16:16 rr 165, 167 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:16 Fandalinana, Boky 2, Fivavahana Madio, p. 165-167
16 Nalainao ny akanjonao marevaka sasany, dia nandravahanao ny toerana avo, ary teny ianao no nivaro-tena.+ Zavatra tsy tokony hitranga mihitsy anefa izany sady tsy tokony hisy akory.