Ezekiela 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Natolotrao an’ireny mba hanome fofona mahafinaritra* koa ny mofo nomeko anao, dia mofo vita amin’ny lafarinina tsara toto sy menaka ary tantely nomeko hohaninao.+ Izany mihitsy no nitranga’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
19 Natolotrao an’ireny mba hanome fofona mahafinaritra* koa ny mofo nomeko anao, dia mofo vita amin’ny lafarinina tsara toto sy menaka ary tantely nomeko hohaninao.+ Izany mihitsy no nitranga’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”