-
Ezekiela 16:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Rehefa nanao an’ireny zavatra maharikoriko fanaonao rehetra ireny ianao sady nivaro-tena, dia tsy mba nahatsiaro ny andron’ny fahazazanao, tamin’ianao nitanjaka sy niboridana. Nitsipatsipaka sady nihosin-dra ianao tamin’izany.
-