-
Ezekiela 16:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Tsy mba hoatran’ny mpivaro-tena rehetra ianao satria tsy nety nandray karama, tamin’ianao nanamboatra dongon-tany teny amin’ny toerana mora tazana indrindra teny amoron-dalana rehetra teny, sady nanao toerana avo teny amin’ny tany malalaka rehetra teny.
-