Ezekiela 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Naka iray tamin’ny taranaky ny mpanjaka koa izy,+ ka nanao fifanekena taminy ary nampanao fianianana azy.+ Dia nentiny koa ny olona ambony tao amin’ilay tany,+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:13 rr 85-86 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:13 Fivavahana Madio, p. 85-86 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 17
13 Naka iray tamin’ny taranaky ny mpanjaka koa izy,+ ka nanao fifanekena taminy ary nampanao fianianana azy.+ Dia nentiny koa ny olona ambony tao amin’ilay tany,+