Ezekiela 17:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ho fatin’ny sabatra daholo izay miaramilany afa-nandositra. Izay sisa tavela kosa hiparitaka any amin’ny vazan-tany efatra.*+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho Jehovah no efa niteny.”’+
21 Ho fatin’ny sabatra daholo izay miaramilany afa-nandositra. Izay sisa tavela kosa hiparitaka any amin’ny vazan-tany efatra.*+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho Jehovah no efa niteny.”’+