-
Ezekiela 18:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 na mampijaly olona, na mitazona an’izay antoka apetraka any aminy, na maka an-keriny fananan’olona. Manome ny sakafony ho an’ny noana izy, sady manome fitafiana ho an’izay mitanjaka.
-