Ezekiela 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Hiteny anefa ianareo hoe: “Fa maninona kosa ny zanaka no tsy hizaka ny vokatry ny fahadisoan’ny rainy?” Satria manao ny rariny sy manao ny tsara ilay zanaka, sady manaraka ny lalàko rehetra foana, dia azo antoka hoe ho velona.+
19 “‘Hiteny anefa ianareo hoe: “Fa maninona kosa ny zanaka no tsy hizaka ny vokatry ny fahadisoan’ny rainy?” Satria manao ny rariny sy manao ny tsara ilay zanaka, sady manaraka ny lalàko rehetra foana, dia azo antoka hoe ho velona.+