Ezekiela 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “‘Fa raha miala amin’ny fahotana rehetra nataony ny ratsy fanahy, ka manaraka ny lalàko sady manao ny rariny sy ny hitsiny, dia azo antoka hoe ho velona izy fa tsy ho faty.+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 18:21 w12 1/7 18 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:21 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/2012, p. 18
21 “‘Fa raha miala amin’ny fahotana rehetra nataony ny ratsy fanahy, ka manaraka ny lalàko sady manao ny rariny sy ny hitsiny, dia azo antoka hoe ho velona izy fa tsy ho faty.+