Ezekiela 18:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 “‘Tsy sitrako mihitsy ny hahafatesan’ny olona, na iza izany na iza’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony. ‘Koa aza manao ratsy intsony mba ho velona ianareo!’”+
32 “‘Tsy sitrako mihitsy ny hahafatesan’ny olona, na iza izany na iza’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony. ‘Koa aza manao ratsy intsony mba ho velona ianareo!’”+