Ezekiela 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Notezainy ny iray tamin’ny zanany, ka lasa liona tanora matanjaka.+ Lasa nahay namiravira remby izy io,Ary nihinana olona mihitsy aza.
3 Notezainy ny iray tamin’ny zanany, ka lasa liona tanora matanjaka.+ Lasa nahay namiravira remby izy io,Ary nihinana olona mihitsy aza.