Ezekiela 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hoy aho tamin’ny taranany tany an-tany efitra:+ ‘Aza manaraka ny fitsipiky ny razambenareo+ na mankatò ny didim-pitsarany, ary aza mandoto tena amin’ireo sampiny maharikoriko.
18 Hoy aho tamin’ny taranany tany an-tany efitra:+ ‘Aza manaraka ny fitsipiky ny razambenareo+ na mankatò ny didim-pitsarany, ary aza mandoto tena amin’ireo sampiny maharikoriko.