-
Ezekiela 20:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 “‘“Nikomy tamiko anefa ny taranany.+ Tsy narahin’izy ireo ny lalàko ary tsy nankatoaviny sy tsy nampihariny ny didim-pitsarako, nefa ho velona izay olona manaraka an’izany. Nozimbazimbain’izy ireo koa ny sabatako. Nilaza àry aho fa ho tezitra be aminy, ary hanamparako ny hatezerako izy ireo, any an-tany efitra.+
-