Ezekiela 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nianiana tamin’izy ireo koa aho tany an-tany efitra fa haparitako any amin’ireo firenena izy ireo, ary haeliko any amin’ny tany samihafa.+
23 Nianiana tamin’izy ireo koa aho tany an-tany efitra fa haparitako any amin’ireo firenena izy ireo, ary haeliko any amin’ny tany samihafa.+