Ezekiela 20:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Navelako handoto azy ireo ny sorona nataony, rehefa nodorany tao anaty afo daholo ny zanany voalohany.+ Amin’izay dia haringako izy ireo, ka ho fantany fa izaho no Jehovah.”’
26 Navelako handoto azy ireo ny sorona nataony, rehefa nodorany tao anaty afo daholo ny zanany voalohany.+ Amin’izay dia haringako izy ireo, ka ho fantany fa izaho no Jehovah.”’