Ezekiela 20:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Lazao amin’ny taranak’Israely hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Mandoto tena hoatran’ny nataon’ny razambenareo koa angaha ianareo, ka manompo an’ireo sampy maharikoriko notompoiny mba hivaro-tena* amin’ireny?+
30 “Lazao amin’ny taranak’Israely hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Mandoto tena hoatran’ny nataon’ny razambenareo koa angaha ianareo, ka manompo an’ireo sampy maharikoriko notompoiny mba hivaro-tena* amin’ireny?+