FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 20:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Mbola mandoto tena ihany angaha ianareo hatramin’izao, ka manao sorona ho an’ny sampinareo maharikoriko rehetra sy mandoro ny zanakareo ao anaty afo?+ Koa izaho ve dia hamaly ny fanontanianareo, ry taranak’Israely ô?”’+

      “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia tsy hamaly ny fanontanianareo aho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara