Ezekiela 20:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hanjaka aminareo aho. Dia hampiasa ny tanako matanjaka sy ny sandriko mahery aho mba hanafaizana anareo, ary hanamparako ny hatezerako ianareo.+
33 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hanjaka aminareo aho. Dia hampiasa ny tanako matanjaka sy ny sandriko mahery aho mba hanafaizana anareo, ary hanamparako ny hatezerako ianareo.+