Ezekiela 20:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Havoakako avy any amin’ireo firenena ianareo, ary hangoniko avy any amin’ireo tany nanaparitahana anareo. Hampiasa ny tanako matanjaka sy ny sandriko mahery aho amin’izay, sady hanampatra ny hatezerako.+
34 Havoakako avy any amin’ireo firenena ianareo, ary hangoniko avy any amin’ireo tany nanaparitahana anareo. Hampiasa ny tanako matanjaka sy ny sandriko mahery aho amin’izay, sady hanampatra ny hatezerako.+