Ezekiela 20:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Hesoriko eo aminareo anefa ireo mpikomy sy izay mandika ny lalàko.+ Fa havoakako avy any amin’ny tany nivahiniany izy ireo, nefa tsy hiditra ao amin’ny tanin’ny Israely.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.’ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 20:38 rr 107 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:38 Fivavahana Madio, p. 107
38 Hesoriko eo aminareo anefa ireo mpikomy sy izay mandika ny lalàko.+ Fa havoakako avy any amin’ny tany nivahiniany izy ireo, nefa tsy hiditra ao amin’ny tanin’ny Israely.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.’