FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 21:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary raha manontany anao izy ireo hoe: ‘Fa maninona ianao no misento?’, dia lazao hoe: ‘Satria misy vaovao ratsy.’ Fa tsy maintsy ho tonga izany, ka hitebiteby noho ny tahotra ny fon’ny olona rehetra. Hiraviravy tanana sy ho kivy koa izy rehetra, ary hisy rano mitete eo amin’ny lohalika rehetra.*+ ‘Tsy maintsy ho tonga izany sady tena hitranga’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”

  • Ezekiela
    Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025
    • 21:7 w97 1/5 22

  • Ezekiela
    Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019
    • 21:7

      Ny Tilikambo Fiambenana,

      1/5/1997, p. 22

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara