Ezekiela 22:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mbola ho be herim-po ihany ve ianao,* ary mbola hatanjaka ihany ve ny tananao amin’ny andro hamelezako anao?+ Izaho Jehovah no efa niteny, ka hanao zavatra aho.
14 Mbola ho be herim-po ihany ve ianao,* ary mbola hatanjaka ihany ve ny tananao amin’ny andro hamelezako anao?+ Izaho Jehovah no efa niteny, ka hanao zavatra aho.