28 Manarontsarona ny zavatra ataony anefa ny mpaminany ao aminao, hoatran’ny hoe manisy lalotra fotsy amin’ny rindrina. Mahita fahitana sandoka izy ireo,+ sady maminany lainga avy amin’ny sikidy, ka milaza hoe: “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony”, nefa i Jehovah tsy niteny an’izany akory.