Ezekiela 22:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Hanamparako ny hatezerako àry izy ireo. Hirehitra be hoatran’ny afo ny hatezerako, ka haripako tanteraka izy ireo. Dia hataoko mivaly aminy* ny nataony’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
31 Hanamparako ny hatezerako àry izy ireo. Hirehitra be hoatran’ny afo ny hatezerako, ka haripako tanteraka izy ireo. Dia hataoko mivaly aminy* ny nataony’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”