Ezekiela 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ohola* no anaran’ilay zokiny, ary Oholiba* kosa ilay rahavaviny. Nalaiko ho vady izy roa vavy ka niteraka zanakalahy sy zanakavavy be dia be. I Samaria+ no Ohola, ary Jerosalema no Oholiba. Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 23:4 rr 166, 239 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:4 Fandalinana, Boky 2, Fivavahana Madio, p. 166, 239 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 20
4 Ohola* no anaran’ilay zokiny, ary Oholiba* kosa ilay rahavaviny. Nalaiko ho vady izy roa vavy ka niteraka zanakalahy sy zanakavavy be dia be. I Samaria+ no Ohola, ary Jerosalema no Oholiba.