Ezekiela 24:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aleo ianao mitoloko mangina, fa aza manao fombafomba fisaonana azy.+ Afatory tsara ny fehilohanao,+ ary anaovy ny kapanao.+ Aza sarontsaronana ny volombavanao,*+ ary aza mihinana ny sakafo aterin’ny olona ho anao.”*+ Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:17 Fandalinana, Boky 1,
17 Aleo ianao mitoloko mangina, fa aza manao fombafomba fisaonana azy.+ Afatory tsara ny fehilohanao,+ ary anaovy ny kapanao.+ Aza sarontsaronana ny volombavanao,*+ ary aza mihinana ny sakafo aterin’ny olona ho anao.”*+