Ezekiela 25:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Noho izany, dia hatolotro ho fananan’ny Tatsinanana ianao. Dia hanorina ny tobiny* ao aminao izy ireo, ary hanangana tranolay ao, dia hihinana ny vokatra ao aminao, ary hisotro ny ronononao. Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:4 Fandalinana, Boky 1,
4 Noho izany, dia hatolotro ho fananan’ny Tatsinanana ianao. Dia hanorina ny tobiny* ao aminao izy ireo, ary hanangana tranolay ao, dia hihinana ny vokatra ao aminao, ary hisotro ny ronononao.