Ezekiela 25:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho ianao nitehaka+ sy nanatontona ny tongotrao tamin’ny tany, sady faly erỳ nanesoeso+ ny tanin’ny Israely rehefa nahita an’izay nanjo azy, Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:6 Fandalinana, Boky 1,
6 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho ianao nitehaka+ sy nanatontona ny tongotrao tamin’ny tany, sady faly erỳ nanesoeso+ ny tanin’ny Israely rehefa nahita an’izay nanjo azy,