Ezekiela 25:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 dia hanatsotra ny tanako hamely anao aho, ka havelako horobain’ireo firenena ianao. Horinganiko ianao ka tsy ho firenena intsony, ary tsy hanana tany intsony.+ Dia haripako tanteraka ianao, ka tsy maintsy ho fantatrao fa izaho no Jehovah.’
7 dia hanatsotra ny tanako hamely anao aho, ka havelako horobain’ireo firenena ianao. Horinganiko ianao ka tsy ho firenena intsony, ary tsy hanana tany intsony.+ Dia haripako tanteraka ianao, ka tsy maintsy ho fantatrao fa izaho no Jehovah.’