Ezekiela 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 dia havelako hisy hanafika ny tanàna eny amin’ny sisin-tanin’i* Moaba, dia ny tanàna tsara indrindra any,* anisan’izany i Beti-jesimota sy Bala-meona ary na dia i Kiriataima aza.+ Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:9 Fandalinana, Boky 1,
9 dia havelako hisy hanafika ny tanàna eny amin’ny sisin-tanin’i* Moaba, dia ny tanàna tsara indrindra any,* anisan’izany i Beti-jesimota sy Bala-meona ary na dia i Kiriataima aza.+