Ezekiela 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hikatrokatroka eny an-dalambenao rehetra eny ny kitron-tsoavaliny.+ Hovonoiny amin’ny sabatra ny mponina ao aminao, ary hirodana amin’ny tany ireo andry matanjaka ao aminao.
11 Hikatrokatroka eny an-dalambenao rehetra eny ny kitron-tsoavaliny.+ Hovonoiny amin’ny sabatra ny mponina ao aminao, ary hirodana amin’ny tany ireo andry matanjaka ao aminao.