Ezekiela 26:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hidina avy eo amin’ny seza fiandrianany daholo ny andrianan’ny* ranomasina, ka hanala ny akanjony ivelany* sy ny fitafiany misy peta-kofehy, sady hangovitra be.* Hipetraka eo amin’ny tany izy ireo, ary hangovitra foana sady hidanàka mijery anao.+
16 Hidina avy eo amin’ny seza fiandrianany daholo ny andrianan’ny* ranomasina, ka hanala ny akanjony ivelany* sy ny fitafiany misy peta-kofehy, sady hangovitra be.* Hipetraka eo amin’ny tany izy ireo, ary hangovitra foana sady hidanàka mijery anao.+