-
Ezekiela 29:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Hasiako faraingo anefa ny valanoranonao, ary hataoko miraikitra amin’ny kiranao ny trondron’ny Reniranon’i Neily.
Dia havoakako avy ao amin’ny Reniranon’i Neily ianao sy ny trondro rehetra miraikitra amin’ny kiranao.
-