Ezekiela 29:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia ho lasa tsy misy mponina sy ho rava tanteraka i Ejipta.+ Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah, satria efa nilaza ianao* hoe: ‘Ahy ny Reniranon’i Neily, ary izaho no nanao azy.’+
9 Dia ho lasa tsy misy mponina sy ho rava tanteraka i Ejipta.+ Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah, satria efa nilaza ianao* hoe: ‘Ahy ny Reniranon’i Neily, ary izaho no nanao azy.’+