Ezekiela 33:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Raha hoy aho amin’ny olo-marina: “Azo antoka fa ho velona ianao”, nefa izy manao ratsy*+ satria matoky hoe olo-marina izy, dia tsy hisy hotsaroana intsony ny zavatra tsara rehetra nataony, fa ho faty noho ny ratsy nataony izy.+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 33:13 rr 122-125 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:13 Fivavahana Madio, p. 122-123, 124-125
13 Raha hoy aho amin’ny olo-marina: “Azo antoka fa ho velona ianao”, nefa izy manao ratsy*+ satria matoky hoe olo-marina izy, dia tsy hisy hotsaroana intsony ny zavatra tsara rehetra nataony, fa ho faty noho ny ratsy nataony izy.+