Ezekiela 33:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 ka averiny ny antoka nalainy+ sady onerany ny zavatra nangalariny,+ ary manaraka ny lalàna mahavelona izy fa tsy manao ratsy, dia azo antoka fa ho velona izy,+ fa tsy ho faty. Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:15 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 22-23
15 ka averiny ny antoka nalainy+ sady onerany ny zavatra nangalariny,+ ary manaraka ny lalàna mahavelona izy fa tsy manao ratsy, dia azo antoka fa ho velona izy,+ fa tsy ho faty.