Ezekiela 33:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Hoy anefa ianareo: ‘Tsy rariny ny ataon’i Jehovah!’+ Koa hotsaraiko arakaraka izay nataonareo avy ianareo, ry taranak’Israely ô!”
20 “Hoy anefa ianareo: ‘Tsy rariny ny ataon’i Jehovah!’+ Koa hotsaraiko arakaraka izay nataonareo avy ianareo, ry taranak’Israely ô!”