Ezekiela 34:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy hatanjahinareo ny malemy, tsy sitraninareo ny marary, tsy asianareo fehy lamba ny maratra, tsy averinareo izay diso lalana, ary tsy tadiavinareo ny very.+ Ianareo no mpitondra azy ireny, nefa nasiaka be sady nanjakazaka taminy ianareo.+
4 Tsy hatanjahinareo ny malemy, tsy sitraninareo ny marary, tsy asianareo fehy lamba ny maratra, tsy averinareo izay diso lalana, ary tsy tadiavinareo ny very.+ Ianareo no mpitondra azy ireny, nefa nasiaka be sady nanjakazaka taminy ianareo.+