Ezekiela 34:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 ‘Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho Jehovah Andriamaniny no manampy azy ireo, ary vahoakako ny taranak’Israely’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”’
30 ‘Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho Jehovah Andriamaniny no manampy azy ireo, ary vahoakako ny taranak’Israely’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”’