-
Ezekiela 35:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hataoko feno fatin’olona ny tendrombohitra any. Ary hiampatrampatra eny amin’ny havoana sy ny lohasaha ary ny renirano rehetra ao aminao ny olona matin’ny sabatra.
-