Ezekiela 35:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ‘Noho izany, raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hovaliako araka ny hatezerana sy ny fialonana nasehonao ianao, noho ianao nankahala azy ireo.+ Ary hataoko izay hahafantaran’izy ireo ahy rehefa mitsara anao aho.
11 ‘Noho izany, raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hovaliako araka ny hatezerana sy ny fialonana nasehonao ianao, noho ianao nankahala azy ireo.+ Ary hataoko izay hahafantaran’izy ireo ahy rehefa mitsara anao aho.