Ezekiela 35:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia tsy maintsy ho fantatrao fa izaho Jehovah no naheno ny teninao rehetra, tamin’ianao naniratsira ny tendrombohitr’i Israely ka niteny hoe: “Lasa tsy misy mponina ny tanin-dry zareo! Nomena antsika ireo, ka hataontsika indray mandrapaka!”*
12 Dia tsy maintsy ho fantatrao fa izaho Jehovah no naheno ny teninao rehetra, tamin’ianao naniratsira ny tendrombohitr’i Israely ka niteny hoe: “Lasa tsy misy mponina ny tanin-dry zareo! Nomena antsika ireo, ka hataontsika indray mandrapaka!”*