Ezekiela 37:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia hataoko lasa firenena iray ihany izy ireo eo amin’ilay tany,+ eny amin’ny tendrombohitr’i Israely. Ary mpanjaka iray ihany no hitondra azy rehetra,+ ka tsy ho firenena roa intsony izy ireo sady tsy hizara ho fanjakana roa intsony.+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 37:22 rr 89, 130 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 37:22 Fivavahana Madio, p. 89, 130
22 Dia hataoko lasa firenena iray ihany izy ireo eo amin’ilay tany,+ eny amin’ny tendrombohitr’i Israely. Ary mpanjaka iray ihany no hitondra azy rehetra,+ ka tsy ho firenena roa intsony izy ireo sady tsy hizara ho fanjakana roa intsony.+