FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 38:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘“Hodinihiko ny momba anao* rehefa afaka andro maro. Amin’ny farany, rehefa afaka taona maro, dia hotafihinao ny tanin’ireo olona naverina indray tao amin’ny taniny, dia ireo olona tsy matin’ny sabatra. Nangonina avy any amin’ny firenena maro izy ireo, ka nentina teny amin’ny tendrombohitr’i Israely izay efa rava hatramin’ny ela. Avy any amin’ireo firenena ireo ny mponin’io tany io no naverina tao amin’ny taniny, ary miadana sy milamina izy rehetra.+

  • Ezekiela
    Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025
    • 38:8 rr 183-186; w91 15/11 27

  • Ezekiela
    Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019
    • 38:8

      Fandalinana, Boky 1,

      Fandalinana, Boky 2,

      Fivavahana Madio, p. 183-186

      Ny Tilikambo Fiambenana,

      15/11/1991, p. 27

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara