Ezekiela 39:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Handefa afo aho hamelezana an’i Magoga sy izay mipetraka tsy manana ahiahy ao amin’ireo nosy.+ Dia tsy maintsy ho fantatr’izy ireo fa izaho no Jehovah.
6 “‘Handefa afo aho hamelezana an’i Magoga sy izay mipetraka tsy manana ahiahy ao amin’ireo nosy.+ Dia tsy maintsy ho fantatr’izy ireo fa izaho no Jehovah.