9 Dia hivoaka ny mponin’ny tanànan’ny Israely, ka hataony fandrehetana afo ny fitaovam-piadiana, izany hoe ny ampinga kely, ny ampinga lehibe, ny tsipìka sy zana-tsipìka, ny langilangy fitondra miady, ary ny lefona. Hataony kitay+ mandritra ny fito taona ireny.