Ezekiela 39:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “‘Hasehoko amin’ireo firenena ny voninahitro, ka ho hitan’ny firenena rehetra fa nampihatra didim-pitsarana aho ary nampiseho ny heriko* taminy.+
21 “‘Hasehoko amin’ireo firenena ny voninahitro, ka ho hitan’ny firenena rehetra fa nampihatra didim-pitsarana aho ary nampiseho ny heriko* taminy.+