-
Ezekiela 39:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Novaliako araka ny fahalotoany sy ny fahotana nataony izy ireo, ary nafeniko tsy ho hitan’izy ireo ny tarehiko.’
-