Ezekiela 41:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia norefesiny ilay efitra teo anoloan’ny Masina, ka 20 hakiho ny lavany, ary 20 hakiho koa ny sakany.+ Ary hoy izy tamiko: “Ato no Masina Indrindra.”+
4 Dia norefesiny ilay efitra teo anoloan’ny Masina, ka 20 hakiho ny lavany, ary 20 hakiho koa ny sakany.+ Ary hoy izy tamiko: “Ato no Masina Indrindra.”+